4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako foana - Herizo Sawyer

Nahatsiaro anao foana aho
na aiza na aiza ny dia alehako
ka efa voafaritra ato am-poko ny anaranao
ny fitiavako anao anie tsy mety voafafa
na inona na inona no mitranga

tiako foana enao
ka mba tiavo koa aho
mbola tsy ampy anao foana ve
ny fiatiavako omeko anao
dia mba raiso anie ny tanako
raha mbola tia ahy enao

malaelo mafy aho
nohon'ny ataonao ahy
kanefa tsy tantiko tsony ilay toetranao
amin'ilay ditra ataonao
ka tsy avelako andeha mihitsy enao

tiako foana enao
ka mba tiavo koa aho
ka mbola tsy ampy anao foana ve
ny fitiavoko omeko anao
dia mba raiso anie ny tanako
raha mbola tia ahy enao

omeko anao ilay foko
omeko anao ilay mamy
ka mba sarovy aho
na dia iray andro aza
ka tiako foana enao

Partager tiako foana

Commenter tiako foana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Herizo Sawyer